《Raitra》歌词

[00:00:00] Raitra (Big Island Radio Mix) - Tarika
[00:00:13] Midobodoboka tsy mijanona ny foko
[00:00:16] Mierika ny masoko mitady tsy mahita
[00:00:19] Ny eritreritro tsy mety fa manjohy anao hatrany
[00:00:22] Manontanty mitomany
[00:00:25] Mitamberina ao an tsaiko ireo vetso po tanaty
[00:00:28] Nobitsihinao mangina am poto tsofiko eo mazna
[00:00:31] Rehefa injay isika resin'torimaso iny
[00:00:34] Fa any ianao izay ry tiako
[00:00:37] Eto aho mitanisa ireo zavatra efa vita dia malahelo
[00:00:42] Malahelo
[00:00:44] Tsy hanazava h** atraiza ny hery miafina
[00:00:47] Nanosika antsika ho tody teo
[00:00:50] Tody teo aloha isika teo amin'ny toerana avo indrindra
[00:00:56] Tsy hain'iza ho azavaina
[00:01:00] Tsy vitan'iza ho ravna
[00:02:06] Tsy tiako hovna intsony lasa zarako aza ianao
[00:02:09] Mifanojo lalana amiko
[00:02:12] Saingy tsy ho zakako intsony ny hanafina
[00:02:15] Na hanarona ny toe draharaha misy
[00:02:19] Marina fa be ny olana raha ho visaina
[00:02:21] Ireo tsy tia sy fahavalo koa hanenjika avy hatrany
[00:02:25] Kanefa izany ve no hamoizako anao
[00:02:28] Vao may mitombo ny fitiavako miha romotra
[00:02:31] Enga anie ianao hiandry ahy fa izaho
[00:02:34] Dia hiandry anao foana e
[00:02:37] Ny lalana nodiaviko mety tsy ho itanao
[00:02:40] Tsy misy toa anao izay tojo azy
[00:02:43] Ianao irery ihany no toa anao
[00:02:47] Ianao no ho ahy e
[00:02:50] Tsy mila olon kafa aho tsy itady an'iza n'iza
[00:02:53] Fa ianao irery ihany
[00:03:02] Tsy aiko intsony ny manafina
[00:03:04] Efa fantatrao izany ka aza omena tsiny aho
[00:03:09] Ny fiatsapazako avy atrany
[00:03:11] Ny ranomasoko nijohy teo am pandehananao
[00:03:15] Mitoy tsy ankijanona mikoriana
[00:03:18] Hatrany hatrany ao anatiko ao e
[00:03:22] Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray
[00:03:25] Hampionona ahy rahoviana
[00:03:27] Tsy aiko intsony ny manafina
[00:03:30] Efa fantatrao izany ka aza omena tsiny aho
[00:03:34] Ny fiatsapazako avy atrany
[00:03:37] Ny ranomasoko nijohy teo am pandehananao
[00:03:41] Mitoy tsy ankijanona mikoriana hatrany
[00:03:43] Hatrany ao anatiko ao e
[00:03:47] Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray
您可能还喜欢歌手Tarika的歌曲:
随机推荐歌词:
- 伤感的恋人 [黄凯芹]
- 要多美丽有多美丽(人山人海Version) [彭羚]
- Mad About You(Live) [容祖儿]
- Beauty Is Yours [森大輔]
- Party All The Time [Black Eyed Peas]
- 缱绻星光下 [关淑怡]
- Wonderwoman(feat. Jake Miller) [Sweet California&Jake Mil]
- Dance Away (Live) (1999 Digital Remaster) [Roxy Music]
- Do You Remember Rock and Roll Radio(Remastered Version) [Ramones]
- Rubber Canoe [Benny Hester]
- Pasangan Yang Tepat(Album Version) [Marshanda]
- Entre Nous Il Es Fou [Petula Clark]
- We Are the World [80s Chartstarz&80s Greate]
- You and I (Smooth Jazz Tribute to Lady Gaga) [DJ Jazz]
- The Cuff Of My Shirt [Guy Mitchell]
- Linda On My Mind [康威-特威提]
- Welcome to New York(Workout Mix) [Gay Friends]
- Rasputin(Single Version) [Boney M]
- Beyaz [Gkhan Tepe]
- La star [Bois-Joli]
- Feels Right(Radio Mix) [Estiva&Sarah Russel]
- The Nearness of You [Maurice Williams & The Zo]
- Pobre Duende [Babasonicos]
- Mr. Sandman [Syml]
- Where or When [Johnny Smith]
- Mas, Que Nada! [Tamba Trio]
- Not Mine [Benny Goodman]
- Ich wollt’ ich wr’ ein Huhn [Comedian Harmonists]
- Cherish The Dead [$uicideboy$]
- 因为我承受不起你突然的离开 [雪奕]
- We Will Wait [&Caleb]
- Paradise [Joe Blow]
- Me So Bad [Tinashe&Ty Dolla $ign&Fre]
- Jelly Jelly [Miles Davis]
- Itchycoo Park [60s Hits]
- Todo Tiene Su Fin [Medina Azahara]
- Up on the Roof [Kenny Lynch]
- Hats off to Larry [Del Shannon]
- What Is This Thing Called Love(Album Version) [Rosemary Clooney]
- 爱若离 [印子月]
- Endless Love [Blue]
- 潜海姑娘 [电子琴]