《Raha Noana Ny Kibo》歌词
![Raha Noana Ny Kibo](http://lrc-img.zuifuyun.com/star/albumcover/240/74/46/2834744314.jpg)
[00:04:05] Raha noana ny kibo re
[00:04:05] Mivezivezy ny fanahy
[00:04:05] Na ireo razana efa lasa aza
[00:04:05] Tsy mety mitahy
[00:04:05] Koa aza mba kanosa re
[00:04:05] Sy be ahiahy
[00:04:05] Fa sao dia voasongona
[00:04:05] Fa be ireo fetsy lahy Ialao ny hakamona
[00:04:05] Mitondra mosary
[00:04:05] Fa ireo razana hanohana
[00:04:05] Raha mamboly vary
[00:04:05] Fa ny fambolena ihany
[00:04:05] No harena eto an-tany
[00:04:05] Fa izay manao izany
[00:04:05] Hisongadina avy hatrany
[00:04:05] Fa efa miha sarotra Ity fiainana ity
[00:04:05] Fa misy te-hivarotra Ity tanintsika ity
[00:04:05] Tsy fantatra intsony Aiza ny marina
[00:04:05] Fa 'tady ho lotoiny
[00:04:05] Amin'izay tsy ho tafarina
[00:04:05] Fa 'tady ho vonoiny
[00:04:05] Koa hivarimbarina
[00:04:05] Fantatsika mazava anie
[00:04:05] Ireo olana misy
[00:04:05] Izay tsy ampoizina akory
[00:04:05] Nefa misy dia misy
[00:04:05] Fa ny toky anie fitaka
[00:04:05] Ny atao hono no hita
[00:04:05] Na inona na inona hasaritaka
[00:04:05] Refa vonona tafita
[00:04:05] Ny alaolana dia betsaka
[00:04:05] Mameno ny tany
[00:04:05] Avelao atamin'ny resaka
[00:04:05] Fa io tsy mety lany Inona ary no hatao
[00:04:05] Mba hialana amin'izao
[00:04:05] Raiso ary ny andraikitra
[00:04:05] Fa efa mafy ity ny kaikitra
[00:04:05] Nahoana raha miara-dia hifanohantohana
[00:04:05] Hifanaja, hifankatia
[00:04:05] Tsy hifanondro vohana
[00:04:05] Hiaraka hikarakara
[00:04:05] Ity tanintsika ity
[00:04:05] Ka ny soa sy tena tsara
[00:04:05] No hatolotra azy ity
[00:04:05] Aza mba mizarazara
[00:04:05] Hampadroso azy ity
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- 创造美好明天 [李克勤]
- 开篷车上等你的人 [孙耀威]
- I Can’t Take It(Remastered 2010) [Badfinger]
- 守候 [巫启贤]
- Say My Name(Timbaland Remix) [Destiny’s Child&Static]
- If You Leave Me Now [Bandari]
- 活出生命的色彩 [JACKY&小实]
- Don’t You Ever Get Tired (Of Hurting Me) [Bettye Swann]
- For The Very First Time [Petula Clark]
- They Can’t Take That Away From Me [Fred Astaire]
- Light a Candle [Smokie]
- Ready Teddy [Buddy Holly]
- On The Wind [Fire Bomber]
- こんなに爱しても [ZARD]
- Kau Kekuatanku [The Messenger]
- Nada [Julia Zenko]
- Why Am I Walking [Loretta Lynn]
- Bring It On Home To Me [Percy Sledge]
- Blues for Porgy [Nina Simone]
- Esta Historia Es Una Historia [Raphael]
- Big Sky(Explicit) [Lou Reed]
- 孤女的愿望 / 人客的要求 / 水车姑娘 / 孤恋花 / 一个红蛋 / 心糟糟 / 五更鼓 / 山顶黑狗兄 / 孤女的愿望(Live) [江蕙]
- Swing [Savage]
- You Are Holy (Prince Of Peace) [Michael W Smith]
- 童年的回忆 [纯音乐]
- 星星不眨眼(Live) [平安]
- Sabotaje [Los Baby’s&Carlos Rivera]
- Trespassing(Zak Waters Radio Remix) [Adam Lambert]
- The Very Thought Of You [Doris Day]
- 旁观幸福 [屠屠TOE]
- Summertime [Billie Holiday]
- Blue Holiday [Aretha Franklin]
- 一个小心愿 [胡婧]
- Caldonia(feat.Shuggie Otis) [Louis Jordan&Johnny Otis&]
- Skip to the Good Bit (Originally Performed by Rizzle Kicks) [Karaoke Version] [The Kid’s Hits Singers]
- 六一童话特辑:魔镜里的公主与王子 [曹晨]
- L’Ere Etrange [Maxime Le Forestier]
- 遇上爱 [杨丞琳]
- 独柳-杜牧 [玉山公子]
- Space Bootz [Miley Cyrus]
- 明-若者 [墨明棋妙]