找歌词就来最浮云

《Veloma Ry Fahazazana》歌词

Veloma Ry Fahazazana

[00:03:34] Avelao aho hamoifo mangina

[00:03:34] Eo akaikinao, akaikinao ry tiana

[00:03:34] Torimaso, sakafo sy lalao

[00:03:34] No niarahako taminao

[00:03:34] Arahaba e, ry hatanorana

[00:03:34] Arahaba e, ry fahadal脿na

[00:03:34] Arahaba e, ry hadalana

[00:03:34] Tsy ary voatanisa, sarotra isaina

[00:03:34] Nigoka, nifoka

[00:03:34] Na nijanganjana

[00:03:34] Ny ota rehetra indro mitranga

[00:03:34] Kilalao hafa kely no natao

[00:03:34] Niova tantely isan'andro izao

[00:03:34]

[00:03:34] Nananontanona ary ny fahanterana

[00:03:34] Niandry any am-pasana ilay toerana

[00:03:34] Nitomany indray ny fahazazana

[00:03:34] Ny fahafatesana anefa tsy azo hialana