找歌词就来最浮云

《Isekely》歌词

Isekely

[00:02:58] Isekely ihany no mba mamiko

[00:02:58] Faniriko hatry ny elabe

[00:02:58] Masoandroko, fifaliako

[00:02:58] Ka tsy mety ho adinoko

[00:02:58] Isekely ihany no fitaratra

[00:02:58] Itarafana ny fiainana

[00:02:58] Na ny masonao,

[00:02:58] na ny tsikinao

[00:02:58] Manome fanantenana

[00:02:58] Mba omeo sary

[00:02:58] Ataoko ambany ondana

[00:02:58] Hiantsoana ny nofy

[00:02:58] Nofinofin-tsika roa

[00:02:58] Misy zavatra tsy laitrako

[00:02:58] Manahirana ny saiko

[00:02:58] Tsy mampatory andro

[00:02:58] aman'alina

[00:02:58] Fa mampifoha maraina

[00:02:58] Tsy maintsy hianatra maraina

[00:02:58] Mbola hiverina ny hariva

[00:02:58] Dia hitsena, sy hanatitra

[00:02:58] Sao misy manadala

[00:02:58] Mampivezivezy

[00:02:58] Ianao sy ny fianarana

[00:02:58] Nefa ny fiainana

[00:02:58] Tsy vitan'ny fitiavana

[00:02:58] Isekely nefa tsy foiko

[00:02:58] Na dia mampijaly foana

[00:02:58] Ianao no kintana, Ianao no volana

[00:02:58] Fanilon'ny foko

[00:02:58] Isekely no mba secret -ko

[00:02:58] Tsy lazaiko an'iza n'iza

[00:02:58] Hanamboarako hamoronako (hanoratako)

[00:02:58] Hirahira vaovao

[00:02:58] Toa voninkazo

[00:02:58] Mbola ho ela vao halazo

[00:02:58] Ilay fitiavako

[00:02:58] Ny fitiavako anao