找歌词就来最浮云

《Ravorondreo》歌词

所属专辑: Mahaleo Live à L’Olympia, Paris 歌手: Mahaleo 时长: 03:21
Ravorondreo

[00:03:21] 脭 Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao,

[00:03:21] 'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e!

[00:03:21] Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy 么

[00:03:21] 'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana.

[00:03:21] Teo anilanao anie aho(2)

[00:03:21] Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an!

[00:03:21] Efa lasan'olona ny foko(2)

[00:03:21] Hoe voromanganao anie aho(2).

[00:03:21] Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2),

[00:03:21] Nigogogogo sy nitomany.

[00:03:21] Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa(2),

[00:03:21] Nigogogogo sy nitomany.

[00:03:21] Indray alina,

[00:03:21] Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika,

[00:03:21] Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka.

[00:03:21] Teo anilanao anie aho(2)

[00:03:21] Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an!

[00:03:21] Efa lasan'olona ny foko(2)

[00:03:21] Hoe voromanganao anie aho(2).

随机推荐歌词: