找歌词就来最浮云

《Ramiaramila》歌词

Ramiaramila

[00:00:00] Ramiaramila - Mahaleo

[00:00:01] Written by:Honore Rabekoto/Charle-bert Andrianaivo/Famantanantsoa Rajaonarison/Rakotobe Andrianabelina/Zafimahaleo Rasolofondraosolo/Rakotobe Andrianabela/Razafindranoa Raosolosolofo

[00:00:18] Ialahy ialahy 'lay tsy matory

[00:00:23] Fa variana mieritreritra

[00:00:28] Ialahy ialahy 'lay mieritreritra

[00:00:33] Tsy mety mahita tory a

[00:00:40] Ny lalana nodiaviny toa miakatra sy midina

[00:00:51] Ny fiainana iainany manaraka an'iny a

[00:00:59] Ny omaly hitan'ialahy

[00:01:05] Ny androany eritreretina

[00:01:09] Ny androany hitan'ialahy

[00:01:15] Ny ampitso eritreretina

[00:01:21] Ny lalana nodiaviny tsy fidinana intsony

[00:01:31] Ny lalana nodiaviny efa lasa fiakarana

[00:01:45] O Ramiaramila ô zay manana kaska tsara tarehy

[00:01:50] Lohanao iny ô dia voasarona tsara

[00:01:55] O Ramiaramila ô zay manana kaska tsara tarehy

[00:02:00] Sainao iny ô tsy voasarona kosa

[00:02:04] Toa manahirana fa mivezivezy

[00:02:10] Ny fisainana ao anaty kaska

[00:02:14] Tsy mahatombona ny fisainana

[00:02:19] Fa mitady lalana ivoahana

[00:02:30] Rehefa misy rotaka

[00:02:32] Rehefa misy rotaka

[00:02:34] Mila hikorontana ny loha

[00:02:39] Tsy maintsy tanterahina ny baiko miaramila

[00:02:44] Ka miady saina satria

[00:02:47] Any lavitra any e ny vady aman-janaka

[00:02:56] Mivaralila ny ankizy any an-tanana

[00:03:06] Tsy misy mpiambina ny ao an-tanana

[00:03:21] O Ramiaramila ô izay milanja basy tsara tarehy

[00:03:26] Rehefa manana azy ô dia manjary sahisahy

[00:03:31] O Ramiaramila ô izay milanja basy tsara tarehy

[00:03:36] Iny basy iny ô hitifiranao an'iza

[00:03:40] Toa manahirana ny mandinika an'izany

[00:03:45] Toa manahirana ny mamaly an'izany

[00:03:50] Fa ny miaramila ho'aho mpanatanteraka ny baiko

[00:03:55] Hatraiza moa ny fetra hanarahany an'izany

[00:04:05] Rehefa misy rotaka

[00:04:07] Rehefa misy rotaka

[00:04:10] Mila hikorontana ny loha

[00:04:14] Tsy maintsy tanterahina ny baiko miaramila

[00:04:19] Ka miady saina satria

[00:04:21] Any lavitra any e ny vady aman-janaka

[00:04:30] Mivaralila ny ankizy any an-tanana

[00:04:40] Tsy misy mpiambina ny ao an-tanana

[00:04:45] Tsy misy mpiambina ny ao an-tanana

[00:04:50] Tsy misy mpiambina ny ao an-tanana

您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲: