《Hanaraka Anao》歌词

[00:04:41] hanaraka anao
[00:04:41] toy ny haloka
[00:04:41] ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka
[00:04:41] ka ra mbola misy taratra pazavana
[00:04:41] tsy hiala teo mihitsy aho raha toa mbola tamana
[00:04:41] tsy hiala teo mihitsy aho raha toa mbola mafana
[00:04:41] tsy handriko intsony ny andro maraina
[00:04:41] azahoako hifoha hamonjy anao ry aina
[00:04:41] ka tsy hiala teo indray raha tsy ny andro no hariva
[00:04:41] rehefa injay ny masoandro hiva dia hiva
[00:04:41] rehefa indray ny masoandro hiva dia hiva
[00:04:41] izaho anie ka zaza tsy mahasara-dreny
[00:04:41] hanaraka anao eny rehetra eny
[00:04:41] ianao irery no afaka hampitony ny tomany
[00:04:41] ary raha toa aho tsy afaka ianao hanarina ahy hatrany
[00:04:41] ny vavan'ny sasany tsy ahoako intsony
[00:04:41] fa ny fitiavantsika no asandratro ambony
[00:04:41] ka ny vavaka atao dia ny mba haharitra hatrany
[00:04:41] haharitra tokoa anie izany fiarahantsika izany
您可能还喜欢歌手Mahaleo的歌曲:
随机推荐歌词:
- 你在我心中 [王菲]
- 除非你要我 [郑中基]
- Sore Feet Song [Ally Kerr]
- Ain’t Nobody Home [B.B. King]
- Set Me On Fire [Flyleaf]
- 英文儿歌:Row Row Row Your Boat [自然街英语]
- 眼红红 [Twins]
- Amor, No Me Quieras Tanto [Antonio Machin]
- Shotgun Boogie [Tennessee Ernie Ford]
- Xote Soledade [Teixeirinha]
- All-American Girl [CDM Nashville Singers]
- Amable [Rosendo]
- Fr att jag lskar dej(To Make You Feel My Love) [MIKAEL WIEHE&Ebba Forsber]
- Runaround Sue [The Sixties Band]
- Ghost Town [Top Music 2015]
- Boys ’Round Here [All-Star Country Masters]
- To bude mejdan [Alkehol]
- Zielona milonga [Katarzyna Groniec]
- “我们都太擅长伪装,因为受过伤,因为自我保护” [安夏]
- It Was You(Aretha Arrives Outtake) [Aretha Franklin]
- I Want You(Feat.) [Irak&金东熙]
- St. James Infirmary [Bobby Bland]
- April Showers [Eddie Fisher]
- It could Happen to You [Sonny Rollins]
- 冷风 [韩文轩]
- Danny Boy [Andy Williams]
- 醉沙场 [小旭音乐&易言]
- Room for Happiness (feat. Skylar Grey)(Pixl Remix)(Remix) [Kaskade&Skylar Grey]
- 爱情怎么喊停 [咪娜]
- A House With Love At Christmas [Nat King Cole]
- Endless Sleep [Marty Wilde]
- I Need to Be In Love [Ameritz Tribute Crew]
- The Farmer in the Dell [MyTunes]
- What Makes You Beautiful [Cardio Workout DJ’s]
- Cheek To Cheek [Fred Astaire&The Andrews ]
- De L’autre Cote De La Rive [Edith Piaf]
- Quem Vem Pra Beira do Mar(Final) [Olivia Hime]
- 我是傻瓜(原来是美男啊) [郑容和]
- 望江亭 (1959年录音) [张君秋]
- 大海航行靠舵手(伴奏版) [军旅歌曲]
- 今宵列车(Live) [李夏]
- 未来日記 [LinQ]