找歌词就来最浮云

《Ikala Ratsy Ity》歌词

所属专辑: Mahaleo Live à L’Olympia, Paris 歌手: Mahaleo 时长: 03:44
Ikala Ratsy Ity

[00:03:44] Maro ireo tantaram-pitiavana

[00:03:44] Talohan'ny antsika

[00:03:44] Ny antsika roa dia niavaka

[00:03:44] Vao nifankahita

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] otran'ny malahelo anao 鈥榸a

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] otran'ny malahelo anao 鈥榸a

[00:03:44] Lavitra be tsy takatry ny maso

[00:03:44] Ny tany nalehanao

[00:03:44] Afon' ampombo tsy resin'ny ankaso

[00:03:44] Ny fitiavako anao

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] otran'ny malahelo anao 鈥榸a

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] otran'ny malahelo anao 鈥榸a

[00:03:44] Tsy tarehy, tsy bika, na fitafy

[00:03:44] No nambabo ahy

[00:03:44] Fa ny fahatsoranao dia tso-drano mifafy

[00:03:44] Noraisiko ho ahy

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] otran'ny malahelo anao 鈥榸a

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] otran'ny malahelo anao 鈥榸a

[00:03:44] Lasa ianao any lavitra any

[00:03:44] Lasa nianatra any ampita any

[00:03:44] Nandao tanindrazana

[00:03:44] Nandao namana

[00:03:44] Nandao havana

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] mirary anao ho tafita 鈥榸a

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] mirary anao ho tafita 鈥榸a

[00:03:44] O ry Ikala ratsy ity

[00:03:44] mirary anao ho tafita 鈥榸a

[00:03:44] Ikala ratsy ity

随机推荐歌词: